Ohabolana 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Esoesoiny mantsy izay maneso,+Fa ankasitrahany kosa ny mpandefitra.+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke ny zokiolona.*+ Fa ianareo rehetra kosa mitafia* fanetren-tena rehefa mifandray ianareo samy ianareo, satria manohitra ny manambony tena Andriamanitra, fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena.+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke ny zokiolona.*+ Fa ianareo rehetra kosa mitafia* fanetren-tena rehefa mifandray ianareo samy ianareo, satria manohitra ny manambony tena Andriamanitra, fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena.+