Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na amin’iza na amin’iza.+ Mba eritrereto hoe inona no zavatra heverin’ny olona rehetra hoe tsara.* 1 Tesalonianina 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na amin’iza na amin’iza.+ Mba eritrereto hoe inona no zavatra heverin’ny olona rehetra hoe tsara.*
15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+