-
Romanina 13:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa tsy atahoran’izay manao ny tsara ny mpitondra, fa atahoran’izay manao ratsy.+ Tianao ve raha hoe tsy matahotra ny manam-pahefana ianao? Izay tsara foana àry atao+ dia hoderainy ianao. 4 Fa mpanompon’Andriamanitra izy ary mitondra soa ho anao. Raha manao ratsy anefa ianao dia matahora, fa misy antony matoa izy mitondra sabatra. Mpanompon’Andriamanitra mantsy izy, ary nomena fahefana hanasazy an’izay manao ratsy.*
-