Ohabolana 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fankahalana no mampiady olona,Fa ny fitiavana indray manarona ny fahadisoana rehetra.+ Ohabolana 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay mamela* fahadisoana dia mitady fitiavana,+Fa izay mbola miresadresaka an’ilay fahadisoana kosa mampisaraka ny mpinamana be.+ 1 Korintianina 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny fitiavana+ manam-paharetana*+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha, tsy mieboebo,+ 1 Korintianina 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 mandefitra ny zava-drehetra,+ mino ny zava-drehetra,+ manantena ny zava-drehetra,+ ary miaritra ny zava-drehetra.+
9 Izay mamela* fahadisoana dia mitady fitiavana,+Fa izay mbola miresadresaka an’ilay fahadisoana kosa mampisaraka ny mpinamana be.+
4 Ny fitiavana+ manam-paharetana*+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha, tsy mieboebo,+
7 mandefitra ny zava-drehetra,+ mino ny zava-drehetra,+ manantena ny zava-drehetra,+ ary miaritra ny zava-drehetra.+