Efesianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza miadaladala intsony àry, fa fantaro foana izay sitrapon’i Jehovah.*+ 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa manakaiky anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara+ sy ho mailo* ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+
7 Efa manakaiky anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara+ sy ho mailo* ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+