13 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy tian’i Jehovah. Efa hatramin’ny voalohany mantsy izy no nifidy anareo+ mba hovonjena, ka nohamasininy+ tamin’ny alalan’ny fanahiny ianareo satria nino ny fahamarinana.