Romanina 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ny olona manatanteraka ny fanirian’ny nofo dia mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny nofo,+ fa ny olona manaiky hotarihin’ny fanahy kosa mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny fanahy.+ Galatianina 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary izao no nataon’izay mpianatr’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo teo amin’ny hazo fijaliana ny nofo, niaraka tamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+
5 Fa ny olona manatanteraka ny fanirian’ny nofo dia mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny nofo,+ fa ny olona manaiky hotarihin’ny fanahy kosa mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny fanahy.+
24 Ary izao no nataon’izay mpianatr’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo teo amin’ny hazo fijaliana ny nofo, niaraka tamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+