Isaia 53:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Notrobarana+ noho ny helokay anefa izy,+Ary natao torotoro noho ny fahadisoanay.+ Izy no niharan’ny sazy mba hahafahanay hihavana amin’Andriamanitra,+Ary ny ratrany no nahatonga anay ho sitrana.+
5 Notrobarana+ noho ny helokay anefa izy,+Ary natao torotoro noho ny fahadisoanay.+ Izy no niharan’ny sazy mba hahafahanay hihavana amin’Andriamanitra,+Ary ny ratrany no nahatonga anay ho sitrana.+