Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+ Isaia 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho avy ny andron’i Jehovah,Dia ilay andro ahitan-doza sady ipoahan’ny fahatezerana sy fisafoahana,Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’ilay tany,+Sy mba handripahana ny mpanota tsy ho ao intsony. Zefania 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Samy tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah na ny volafotsiny na ny volamenany.+Fa toy ny afo ny fahatezerany ka handevona ny tany manontolo,+Satria handripaka ny mponina rehetra eto an-tany izy,+ ary tena hahatsiravina izany.” Apokalypsy 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary tsy teo intsony ny lanitra fa nahorona hoatran’ny horonam-boky.+ Nesorina tamin’ny toerany koa ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra.+
10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+
9 Ho avy ny andron’i Jehovah,Dia ilay andro ahitan-doza sady ipoahan’ny fahatezerana sy fisafoahana,Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’ilay tany,+Sy mba handripahana ny mpanota tsy ho ao intsony.
18 Samy tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah na ny volafotsiny na ny volamenany.+Fa toy ny afo ny fahatezerany ka handevona ny tany manontolo,+Satria handripaka ny mponina rehetra eto an-tany izy,+ ary tena hahatsiravina izany.”
14 Ary tsy teo intsony ny lanitra fa nahorona hoatran’ny horonam-boky.+ Nesorina tamin’ny toerany koa ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra.+