4 Fa hitsara ny mahantra araka ny rariny izy,
Sady hananatra araka ny hitsiny, mba hahasoa ny mpandefitra eto an-tany.
Hokapohiny amin’ny tehin’ny vavany+ ny tany,
Ary hovonoiny amin’ny fofonain’ny vavany+ ny ratsy fanahy.
5 Ny fahamarinana no ho fehikibo eo amin’ny andilany.
Ho fehikibo eo amin’ny andilany koa ny tsy fivadihana.+