-
Jaona 1:32, 33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Izao koa no porofo nomen’i Jaona: “Hitako nidina toy ny voromailala avy any an-danitra ny fanahy, dia nijanona teo amboniny.+ 33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy hanao batisa amin’ny rano no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy ijanonany,+ dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+
-