Matio 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Sambatra ianareo raha haratsin’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga hoe nanao an’izao zava-dratsy rehetra izao noho ny amiko.+ Jaona 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha halan’izao tontolo izao ianareo, dia fantaro fa izaho efa halany talohanareo.+ 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.
11 “Sambatra ianareo raha haratsin’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga hoe nanao an’izao zava-dratsy rehetra izao noho ny amiko.+
12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.