2 Tesalonianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Marina fa efa miasa io fandikan-dalàna io,+ izay zava-miafina. Mandra-panala an’ilay misakana azy amin’izao fotoana izao fotsiny anefa izy io no zava-miafina. 1 Jaona 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao, anaka, no ora farany. Araka ny efa henonareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary na amin’izao aza dia efa betsaka ny antikristy,+ ka izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.
7 Marina fa efa miasa io fandikan-dalàna io,+ izay zava-miafina. Mandra-panala an’ilay misakana azy amin’izao fotoana izao fotsiny anefa izy io no zava-miafina.
18 Izao, anaka, no ora farany. Araka ny efa henonareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary na amin’izao aza dia efa betsaka ny antikristy,+ ka izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.