1 Korintianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa na manana mpitaiza* 10 000 ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy be dia be ny rainareo. Lasa rainareo ao amin’i Kristy Jesosy mantsy aho, satria nitory ny vaovao tsara taminareo.+ 2 Timoty 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho an’i Timoty, zanako malalako,+ Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* sy famindram-po aminao, ary hanome anao fiadanana! Titosy 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho an’i Titosy, tena zanako ao amin’ny finoana iraisantsika, Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Mpamonjy antsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* aminao sady hanome anao fiadanana! Filemona 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miangavy ho an’i Onesimosy+ zanako aho, satria lasa hoatran’ny rainy+ aho amin’izao migadra* izao.
15 Fa na manana mpitaiza* 10 000 ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy be dia be ny rainareo. Lasa rainareo ao amin’i Kristy Jesosy mantsy aho, satria nitory ny vaovao tsara taminareo.+
2 Ho an’i Timoty, zanako malalako,+ Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* sy famindram-po aminao, ary hanome anao fiadanana!
4 Ho an’i Titosy, tena zanako ao amin’ny finoana iraisantsika, Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Mpamonjy antsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* aminao sady hanome anao fiadanana!
10 Miangavy ho an’i Onesimosy+ zanako aho, satria lasa hoatran’ny rainy+ aho amin’izao migadra* izao.