Eksodosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny marainan’ny andro fahatelo, dia nisy kotroka sy tselatra ary rahona matevina+ teo ambonin’ilay tendrombohitra. Nisy feon’anjombona naneno mafy be koa. Ary nangovitra ny vahoaka rehetra tao an-toby.+ Apokalypsy 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Ireo jiro ireo dia ny fanahy fiton’Andriamanitra.+
16 Ny marainan’ny andro fahatelo, dia nisy kotroka sy tselatra ary rahona matevina+ teo ambonin’ilay tendrombohitra. Nisy feon’anjombona naneno mafy be koa. Ary nangovitra ny vahoaka rehetra tao an-toby.+
5 Nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Ireo jiro ireo dia ny fanahy fiton’Andriamanitra.+