Apokalypsy 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Efa nandresy+ mantsy ilay Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ilay fakan’i+ Davida,+ ka ho afaka hanokatra an’ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”
5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Efa nandresy+ mantsy ilay Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ilay fakan’i+ Davida,+ ka ho afaka hanokatra an’ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”