Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”
15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”