14 Nomena elatra roa anefa ilay vehivavy, dia elatry ny voromahery lehibe,+ mba hanidinany mankany an-tany efitra ho any amin’ny toerany. Tany izy no nomena sakafo nandritra ny fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana,+ mba tsy ho hitan’ilay menarana.+