9 Izaho Jaona rahalahinareo, dia miara-mizaka fahoriana aminareo+ sy miray fanjakana+ aminareo ary miara-miaritra+ aminareo, noho izaho mpanara-dia an’i Jesosy.+ Dia teto amin’ny nosy antsoina hoe Patmo aho, satria niresaka momba an’Andriamanitra sady vavolombelona momba an’i Jesosy.