Apokalypsy 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hitako hoatran’ny hoe naratra mafy ny lohany iray. Na dia ratra mahafaty aza anefa ilay izy, dia sitrana ihany.+ Dia gaga be tamin’ilay bibidia ny tany manontolo ka nanaraka azy.
3 Hitako hoatran’ny hoe naratra mafy ny lohany iray. Na dia ratra mahafaty aza anefa ilay izy, dia sitrana ihany.+ Dia gaga be tamin’ilay bibidia ny tany manontolo ka nanaraka azy.