Matio 25:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Haringana* mandrakizay+ izy ireny, fa ny olo-marina kosa hahazo fiainana mandrakizay.”+ 2 Tesalonianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hotsaraina izy ireny ka hosazina, izany hoe horinganina mandrakizay,+ dia tsy ho eo anatrehan’ny Tompo intsony sady tsy hahita ny heriny be voninahitra intsony. Apokalypsy 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga dia niteny fanindroany ilay feo hoe: “Derao i Jah!*+ Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroka avy amin’i Babylona.”+
9 Hotsaraina izy ireny ka hosazina, izany hoe horinganina mandrakizay,+ dia tsy ho eo anatrehan’ny Tompo intsony sady tsy hahita ny heriny be voninahitra intsony.
3 Tonga dia niteny fanindroany ilay feo hoe: “Derao i Jah!*+ Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroka avy amin’i Babylona.”+