Apokalypsy 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary notereny ny olona rehetra, na kely na lehibe, na manankarena na mahantra, na olona afaka na andevo, mba hasiana marika teo amin’ny tanany havanana na teo amin’ny handriny.+ Apokalypsy 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Eto no ilana fahendrena: Tokony hanao kajy an’ilay isa manondro ny bibidia ny olona lalin-tsaina, fa isa nataon’olona* izy io. Ary 666 ilay isa.+
16 Ary notereny ny olona rehetra, na kely na lehibe, na manankarena na mahantra, na olona afaka na andevo, mba hasiana marika teo amin’ny tanany havanana na teo amin’ny handriny.+
18 Eto no ilana fahendrena: Tokony hanao kajy an’ilay isa manondro ny bibidia ny olona lalin-tsaina, fa isa nataon’olona* izy io. Ary 666 ilay isa.+