Apokalypsy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa nosokafany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambany alitara+ ny ran’ny* olona+ novonoina noho izy ireo nanaraka ny tenin’Andriamanitra sady nitory.+ Apokalypsy 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Eny, tao amin’io tanàna io no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina+ ary izay rehetra naripaka teny ambonin’ny tany.”+ Apokalypsy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 satria azo atokisana sy ara-drariny+ ny fitsarany. Fa nampihatra didim-pitsarana tamin’ilay mpivaro-tena lehibe izy, dia tamin’ilay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany.* Novaliany koa ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan’ilay vehivavy.”*+
9 Rehefa nosokafany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambany alitara+ ny ran’ny* olona+ novonoina noho izy ireo nanaraka ny tenin’Andriamanitra sady nitory.+
24 Eny, tao amin’io tanàna io no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina+ ary izay rehetra naripaka teny ambonin’ny tany.”+
2 satria azo atokisana sy ara-drariny+ ny fitsarany. Fa nampihatra didim-pitsarana tamin’ilay mpivaro-tena lehibe izy, dia tamin’ilay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany.* Novaliany koa ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan’ilay vehivavy.”*+