Levitikosy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ary raha mandoto ny tenany ny zanakavavin’ny mpisorona satria mivaro-tena, dia manala baraka ny rainy izy, ka hodorana.+ Apokalypsy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Noho izany, dia ho tonga ao anatin’ny iray andro ihany ny loza hanjo azy, dia fahafatesana sy alahelo ary mosary. Dia hodorana tanteraka amin’ny afo izy,+ satria mahery i Jehovah* Andriamanitra, ilay nitsara azy.+
9 “‘Ary raha mandoto ny tenany ny zanakavavin’ny mpisorona satria mivaro-tena, dia manala baraka ny rainy izy, ka hodorana.+
8 Noho izany, dia ho tonga ao anatin’ny iray andro ihany ny loza hanjo azy, dia fahafatesana sy alahelo ary mosary. Dia hodorana tanteraka amin’ny afo izy,+ satria mahery i Jehovah* Andriamanitra, ilay nitsara azy.+