63 Ary rehefa voavakinao ity boky ity, dia afatory amin’ny vato ka atsipazo eo afovoan’ny Reniranon’i Eofrata. 64 Dia izao tenenina: ‘Toy izao no hilentehan’i Babylona ka tsy hipoirany intsony mihitsy,+ satria hahatonga loza aminy aho. Ho reraka fotsiny izy ireo.’”+
Mifarana eto ny tenin’i Jeremia.