Apokalypsy 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nahita soavaly fotsy+ aho. Nanana tsipìka ilay nitaingina azy, ary nomena satroboninahitra.+ Dia nivoaka mba handresy sy hamita ny fandreseny izy.+
2 Dia nahita soavaly fotsy+ aho. Nanana tsipìka ilay nitaingina azy, ary nomena satroboninahitra.+ Dia nivoaka mba handresy sy hamita ny fandreseny izy.+