Apokalypsy 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany. Apokalypsy 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy. Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+
13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany.
17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy. Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+