Apokalypsy 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao no hataoko amin’ny olona avy amin’ny synagogan’i Satana, izay mihambo ho Jiosy nefa tsy izy akory+ fa mandainga: Hataoko tonga miankohoka eo anoloan’ny tongotrao izy ireo, ary hampahafantariko azy fa efa tia anao aho.
9 Izao no hataoko amin’ny olona avy amin’ny synagogan’i Satana, izay mihambo ho Jiosy nefa tsy izy akory+ fa mandainga: Hataoko tonga miankohoka eo anoloan’ny tongotrao izy ireo, ary hampahafantariko azy fa efa tia anao aho.