-
Apokalypsy 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “‘Izay mandresy, dia hataoko andry ao amin’ny tempolin’ny Andriamanitro, ary tsy hiala ao intsony mihitsy izy. Dia hosoratako eo aminy ny anaran’ny Andriamanitro+ sy ny anaran’ny tanànan’ny Andriamanitro, dia i Jerosalema Vaovao+ izay midina avy any an-danitra avy any amin’ny Andriamanitro, ary hosoratako eo koa ilay anarako vaovao.+
-