Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Henoy aho, ry Jakoba sy Israely, izay nantsoiko! Tsy miova Aho,+ fa izaho no voalohany, ary izaho no farany.+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+ Apokalypsy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy ihany izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega,* ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana* avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
12 Henoy aho, ry Jakoba sy Israely, izay nantsoiko! Tsy miova Aho,+ fa izaho no voalohany, ary izaho no farany.+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+
6 Hoy ihany izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega,* ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana* avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+