Loha Hevitra ato Anatiny
Mey 2013
© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.
MATOAN-DAHATSORATRA: Mitandrema Amin’ny Olon-dratsy! 6-9
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
MANONTANY NY TANORA HOE...
Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)
Hoy i Yeimy: “Tsy maintsy nandeha tamin’ny seza misy kodiarana aho, tamin’izaho 11 taona. Na zavatra tsotra aza tsy vitako, ohatra hoe manainga zavatra maivana kely.” Ho hitanao ao ny nataon’i Yeimy sy ny tanora telo hafa, mba hiatrehana ny aretiny.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/ANKIZY)