Loha Hevitra ato Anatiny
No. 1 2016
© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Miankina amin’ny toe-tsain’ny olona ve no hahavitany hiatrika olana na tsia?
Ahoana ny hevitrao?
Eny
Tsia
Arakaraka ny zava-misy
Hoy ny Baiboly: “Kivy ve ianao amin’ny andro mahory? Raha izany, dia ho kely ny herinao.”—Ohabolana 24:10.
3 MATOAN-DAHATSORATRA
Afaka Manova Zavatra ve ny Toe-tsaina?
HO HITANAO ATO KOA
7 Fantatrao Tsara ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
AO AMIN’NY INTERNET
LAHATSORATRA
Mety ho gaga ianao rehefa mahalala izay lazain’ny Baiboly.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY)
VIDEO
Ho hitanao ao amin’ireo video ireo izay lazain’ny tanora momba ny olana fahita eo amin’ny fiainana.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)