ALEMETA
(Alemèta).
1. Zanakalahin’i Bekera. Ny anarany no voatonona farany tamin’izy sivy mirahalahy. Teraka tany Ejipta izy ireo, taorian’ny 1728 T.K.—1Ta 7:8; Ge 46:21, 26.
2. Zanakalahin’i Joada (na Jara) ary taranak’i Saoly Mpanjaka. Nanana rahalahy roa izy, dia i Azmaveta sy Zimry.—1Ta 8:36; 9:42.
3. Tanàna tao amin’ny faritanin’i Benjamina.—Jereo ALMONA.