ANANA, I (Anàna) [mety hidika hoe Rahona]. Anisan’ireo lohandohany teo amin’ny vahoakan’Israely. Niaraka tamin’i Nehemia sy ny olon-kafa izy, na ny solontenany, ka nanisy tombo-kase an’ilay fanapahan-kevitra ny tsy hivadika amin’i Jehovah (455 T.K.).—Ne 10:1, 26.