KISIONA
(Kisiòna).
Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Isakara nefa nomena ny Gersonita. (Js 19:17, 18, 20; 21:27, 28) Toa i Kisiona ihany ilay “Kedesy” resahin’ny 1 Tantara 6:72.—Jereo KEDESY No. 3.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.