MADIA
(Madìa) [Mihaingo i Jah].
Mpisorona sady lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy. Anisan’ireo niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona izy. (Ne 12:1, 5) Mety ho izy ihany ilay Moadia resahin’ny Nehemia 12:17.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.