MIGDALA-ELA (Migdàla-èla) [Tilikambon’Andriamanitra]. Tanàna voaro mafy tao amin’ny faritanin’i Naftaly. (Js 19:32, 35, 38) Misy milaza an’i Migdala-ela ho i Majadel, eo amin’ny havoana iray tokotokony ho 17 km any atsinanana atsimoatsinanan’i Tyro.