RAGEMA (Ragèma). Zanak’i Jeday. Ny anarany no voatonona voalohany amin’ireo zanakalahin’i Jeday, ao amin’ny lisitry ny taranak’i Kaleba, izay hita ao amin’ny tetirazan’i Joda.—1Ta 2:3, 42, 47.