Gazety Fianarana
Febroary 2017
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3-30 APRILY 2017
© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
ETIOPIA
Rahalahy mampiasa Baiboly mba hitoriana ny vaovao tsara amin’ny lehilahy roa mipetraka any afovoan-tany, any Etiopia. Mitafy lamba vita amin’ny landihazo izy mirahalahy. Izany mantsy no fomba fitafin’ny olona any
MPONINA
99 391 000
MPITORY
10 083
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2015)
25 323
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.jw.org/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.