Loha Hevitra ato Anatiny
3-9 DESAMBRA 2018
10-16 DESAMBRA 2018
11 Ampianaro ny Marina ny Olona
Efa lasa fanaon’ny olona ny mandainga. Iza no nandainga voalohany? Inona no lainga ratsy indrindra hatramin’izay? Inona no azontsika atao mba tsy ho voafitaka, ary ahoana no ampisehoantsika hoe manao ny marina isika? Inona no azontsika atao mba hampiasana tsara an’ireo Fitaovana Fampianarana? Hovaliana ao amin’ireo lahatsoratra roa ireo izany.
17 Tantaram-piainana: Nahay Nanao Safidy Aho dia Notahin’i Jehovah!
17-23 DESAMBRA 2018
22 Matokia An’i Kristy fa Tena Mitarika Antsika Izy
24-30 DESAMBRA 2018
27 Miezaha ho Tony Foana na dia Niova Aza ny Fiainanao
Tsy lavorary isika ka sahirana rehefa miova ny fiainantsika, na misy fanovana ataon’ny fandaminana. Hanampy antsika ireo lahatsoratra roa ireo mba ho tony foana sady hatoky an’ilay Mpitarika antsika, na dia miova tampoka aza ny fiainantsika.