18-24 Febroary
ROMANINA 7-8
Hira 27 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“‘Miandry Fatratra’ ve Ianao?”: (10 min.)
Ro 8:19: Tsy ho ela dia haharihary ‘ireo zanak’Andriamanitra’ (w12 15/7 11 § 17)
Ro 8:20: “Navela ho tonga zava-poana ny zavaboary” nefa koa nomena “fanantenana” (w12 15/3 23 § 11)
Ro 8:21: “Hafahana amin’ny fanandevozan’ny fahalovana” ny zavaboary (w12 15/3 23 § 12)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ro 8:6: Inona no tsy mampitovy ny hoe ‘mampifantoka ny saina amin’ny nofo’ sy ny hoe ‘mampifantoka ny saina amin’ny fanahy’? (w17.06 3)
Ro 8:26, 27: Inona no ataon’i Jehovah rehefa “mitoloko ao am-po tsy miloaka” isika, izany hoe tsy mahita holazaina rehefa mivavaka? (w09 15/11 7 § 20)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 7:13-25 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miezaha Hiandry Foana sy Hiaritra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Matokia fa ho Azonao Ilay Loka.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 55
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 124 sy Vavaka