HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 4-6
Ataovy Izay Rehetra Azonao Atao mba Hidirana Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra
Ho tafiditra amin’ny fitsaharan’i Jehovah isika, raha manao zavatra mifanaraka amin’ny fikasany, ka mankatò azy sy ny fandaminany. Saintsaino àry hoe: ‘Manao ahoana ny fihetsiko rehefa omena torohevitra aho? Tonga dia manaiky ve aho, rehefa ahitsy ny fahazoantsika an’izay voalazan’ny Baiboly?’
Rehefa inona no sarotra amiko ny mankatò?