Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO
Ny Sekolin’i Gileada: Mahasoa ny Rahalahy sy Anabavy Eran-tany
Any New York io sekoly tena miavaka io no atao, nefa avy any amin’ny firenena samihafa maneran-tany ny mpianatra amin’ilay izy. Ahoana no ahafahan’ny mpianatra manao an’ilay sekoly?
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Nanontany ny namany i Erwin Lamsfus indray mandeha hoe: “Efa mba noeritreretin’ialahy ve hoe fa maninona àry isika no misy e?” Nanova ny fiainany ny valin’ilay fanontaniana.
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.