1
Nitombo ny isan’ny Israelita tany Ejipta (1-7)
Nampijalin’i Farao ny Israelita (8-14)
Natahotra an’Andriamanitra ireo mpampiteraka ka tsy namono an’ireo zazalahikely (15-22)
2
Teraka i Mosesy (1-4)
Natsangan’ny zanakavavin’i Farao ho zanany i Mosesy (5-10)
Nandositra nankany Midianina i Mosesy, ary nanambady an’i Zipora (11-22)
Henon’Andriamanitra ny fitarainan’ny Israelita (23-25)
3
Mosesy sy ilay voarointsilo nirehitra (1-12)
Nanazava ny dikan’ny anarany i Jehovah (13-15)
Nanome toromarika an’i Mosesy i Jehovah (16-22)
4
Famantarana telo nasaina nataon’i Mosesy (1-9)
Nieritreritra i Mosesy hoe tsy mahay (10-17)
Niverina tany Ejipta i Mosesy (18-26)
Nihaona tamin’i Arona indray i Mosesy (27-31)
5
Mosesy sy Arona teo anatrehan’i Farao (1-5)
Vao mainka nitombo ny fijaliana (6-18)
Nanome tsiny an’i Mosesy sy Arona ny Israely (19-23)
6
Nampanantenaina indray hoe hafahana (1-13)
Tetirazan’i Mosesy sy Arona (14-27)
Nasaina nankeo anatrehan’i Farao indray i Mosesy (28-30)
7
Nampahery an’i Mosesy i Jehovah (1-7)
Lasa bibilava ngezabe ny tehin’i Arona (8-13)
Loza 1: Rano lasa ra (14-25)
8
9
10
Loza 8: Valala (1-20)
Loza 9: Haizina (21-29)
11
12
Nanomboka nankalazaina ny Paska (1-28)
Loza 10: Novonoina ho faty ny lahimatoa (29-32)
Niala tany Ejipta ny Israelita (33-42)
Toromarika hoe iza no mahazo mihinana amin’ny Paska (43-51)
13
An’i Jehovah ny lahy rehetra teraka voalohany (1, 2)
Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay (3-10)
Natokana ho an’Andriamanitra ny lahy rehetra teraka voalohany (11-16)
Nasaina nankany amin’ny Ranomasina Mena ny Israely (17-20)
Andry afo sy andry rahona (21, 22)
14
Tonga teo amin’ny ranomasina ny Israely (1-4)
Nenjehin’i Farao ny Israely (5-14)
Niampita ny Ranomasina Mena ny Israely (15-25)
Maty tao an-dranomasina ny Ejipsianina (26-28)
Nino an’i Jehovah ny Israely (29-31)
15
Hiram-pandresena nataon’i Mosesy sy ny Israely (1-19)
Namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama (20, 21)
Rano mangidy lasa mamy (22-27)
16
Nimenomenona momba ny sakafo ny vahoaka (1-3)
Henon’i Jehovah ilay fimenomenonana (4-12)
Nomena papelika sy mana (13-21)
Tsy nisy mana rehefa Sabata (22-30)
Nisy mana notehirizina ho fahatsiarovana (31-36)
17
Nitaraina tao Horeba hoe tsy nisy rano (1-4)
Rano avy tamin’ny vatolampy (5-7)
Nanafika ny Amalekita dia resy (8-16)
18
19
20
21
22
23
Lalàna ho an’ny Israely (1-19)
Hisy anjely hitarika ny Israely (20-26)
Momba ny fananan-tany sy ny sisin-tany (27-33)
24
25
26
27
28
Akanjon’ny mpisorona (1-5)
Efoda (6-14)
Saron-tratra (15-30)
Akanjo tsy misy tanany (31-35)
Satroka lamba misy takela-bolamena (36-39)
Akanjo hafa hanaovan’ny mpisorona (40-43)
29
30
Alitara fandoroana emboka manitra (1-10)
Fanisam-bahoaka sy vola fandrakofam-pahotana (11-16)
Kovetabe varahina fisasana (17-21)
Menaka fanosorana tena miavaka (22-33)
Fanamboarana emboka manitra masina (34-38)
31
32
33
Anatra nomen’Andriamanitra (1-6)
Tranolay fihaonana teo ivelan’ny toby (7-11)
Nangataka ny hahita ny voninahitr’i Jehovah i Mosesy (12-23)
34
Nanamboatra takela-bato vaovao (1-4)
Nahita ny voninahitr’i Jehovah i Mosesy (5-9)
Naverina noresahina ny tsipiriany momba ny fifanekena (10-28)
Nanjelanjelatra ny tarehin’i Mosesy (29-35)
35
Toromarika momba ny Sabata (1-3)
Fanomezana ho an’ny tranolay masina (4-29)
Nofenoin’Andriamanitra ny fanahiny i Bezalila sy Oholiaba (30-35)
36
37
38
39
Namboarina ny akanjon’ny mpisorona (1)
Efoda (2-7)
Saron-tratra (8-21)
Akanjo tsy misy tanany (22-26)
Akanjo hafa anaovan’ny mpisorona (27-29)
Takela-bolamena (30, 31)
Nojeren’i Mosesy ny asa rehetra momba ny tranolay masina (32-43)
40