FIZARANA 3
“Manana Fo Hendry”
Ny tena fahendrena no iray amin’ireo zava-tsarobidy indrindra azonao katsahina. I Jehovah irery no Loharanon’izy io. Hofakafakaintsika ato amin’ity fizarana ity ny fahendrena tsy voafetra ananan’i Jehovah Andriamanitra, izay nolazain’i Joba, lehilahy tsy nivadika, hoe: “Manana fo hendry izy.”—Joba 9:4.