HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 13-14
“Mijoroa, ka Jereo ny Famonjen’i Jehovah”
Mpamonjy tena be fitiavana i Jehovah. Ahoana no ahitana hoe tena tia an’ireo Israelita izy tamin’izy ireo niala avy tany Ejipta?
Nalaminy tsara izy ireo.—Ek 13:18
Nitari-dalana sy niaro azy ireo izy.—Ek 14:19, 20
Novonjeny daholo ny vahoakany, na ny tanora na ny antitra.—Ek 14:29, 30
Inona no azonao antoka fa hitranga amin’ny fahoriana lehibe?—Is 30:15