Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 96
Tany Nanao Tatitra: 239
Tontalin’ny Fiangonana: 111 719
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 013 343
Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 12 604
Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 7 782 346
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 538 994
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2011: 1,9
Tontalin’ny Natao Batisa: 268 777
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 416 993
Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 950 022
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 748 697 447
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 8 759 988
Nandritra ny taom-panompoana 2012, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany 184 tapitrisa dolara mahery nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.
◼ Misy 21 612 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.