Genesisy 47:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hoy izy avy eo: “Mianiàna amiko àry.” Dia nianiana taminy i Josefa.+ Ary niankohoka teo an-doham-pandrianany i Israely.+
31 Hoy izy avy eo: “Mianiàna amiko àry.” Dia nianiana taminy i Josefa.+ Ary niankohoka teo an-doham-pandrianany i Israely.+