Genesisy 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa henoko anefa izany teninao momba an’i Ismaela izany. Hotahiko koa izy, ka hataoko manan-taranaka sady hataoko lasa be dia be mihitsy ny taranany. Hiteraka mpiadidy 12 izy, ka hataoko lasa firenena lehibe.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:20 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
20 Efa henoko anefa izany teninao momba an’i Ismaela izany. Hotahiko koa izy, ka hataoko manan-taranaka sady hataoko lasa be dia be mihitsy ny taranany. Hiteraka mpiadidy 12 izy, ka hataoko lasa firenena lehibe.+