Genesisy 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:38 Fandalinana, Boky 1,
38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.